Hevitra momba ny Kanto varo-boba
Hiverina amin'ny Kanto varo-boba
ANARIM (
31/03/2014 17:53)
Raozy a, ny mpitsikera misy fona, raisina izay azo raisina, fa amin'ny ankapobeny dia milay ialahy! aza miova, tohizo, mankafy tanteraka izahay! :)
raozigasy (
01/04/2014 00:12)
Misaotra anao e, fa mba ilaina koa ange ny tsikera indraindray ee !!
andry 1000 (
30/03/2015 05:31)
tena ilaina mihintsy ny tsikera fa zay no tsy ampy ho an'ny tsirairay!! izay ilay assurance qualité e!! mila tsikeraina rehefa azo tsikeraina mba ahatsara zavatra!! mazoto raozy gasy e! mankafy e!
hjravs (
30/03/2015 06:35)
ny sehatra rehetra 'zay azo hizarana
sy afaka hampitana,
ny hafatra sakaiza
na aiza io na aiza:
na eny an-dalambe
na anaty fb,
ho ataotsika daholo
f'isika efa voahozona hiantsa ny tontolo!
Mahereza e!
sy afaka hampitana,
ny hafatra sakaiza
na aiza io na aiza:
na eny an-dalambe
na anaty fb,
ho ataotsika daholo
f'isika efa voahozona hiantsa ny tontolo!
Mahereza e!
