Hevitra momba ny NANDALO IANAO DIA NISERANA

Hiverina amin'ny NANDALO IANAO DIA NISERANA
nyeja ( 25/07/2006 06:56)
nandalo marina izy dia niserana a
mahereza re ry raozigasy a
Ny Eja namanao
zoky ( 25/07/2006 12:25)
misaotra an 'i raozigasy, fa hafa ihany rehefa vetson'i Mpanakanto ny NANDALO IANAO DIA NISERANA, tena milay,tsara e! misaotra sy mankasitraka, tohizo fa tsara e!Mahereza
raozigasy ( 09/08/2006 10:32)
misaotra an'i Nyeja sy zoky izay tena samy ZOKY tokoa eo aminj'ny fanoratana e !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092