Commentaire à propos de RY TANINDRAZAKO O NAHOANA
Revenir à RY TANINDRAZAKO O NAHOANA
sitlo (
26/04/2009 06:35)
Tsara petraka mihitsy izy izany!
Misaotra O!
Misaotra O!
fahamarinana (
02/05/2009 13:38)
Ohatrany toa mbola ho ela angamba hoy aho vao hisy fiovana !Miankina amin'ny zvtr betsaka ,mila mifampiheno ny antoko tsirairay !Hatreto aloha dia vavaka no azo atao hampionon-tsaina !!!
Soarilala (
09/06/2010 15:04)
Aza kivy fa mbola ho avy ny fotoana hilaminan'ny tanintsika.
Ny hirariana dia ho afa-jaly ny Malagasy .
Ary satria mino isika dia izay no angatahana amin'ilay Ray
Ny hirariana dia ho afa-jaly ny Malagasy .
Ary satria mino isika dia izay no angatahana amin'ilay Ray
