Hevitra momba ny TIAKO NY ANABAVIKO
Hiverina amin'ny TIAKO NY ANABAVIKO
katiaa (
21/03/2007 16:35)
tsara ...
lanto (
28/03/2007 17:40)
Mahafinaritra! Tsy dia matetika no mahita fitoriam-pitiavana ho an'i bavy...:-)
karako (
21/09/2007 19:00)
Omaly aho fa nanoratra tononkalo fohy ho anabaviko koa. Dia androany aho mahita ity asasoratrao ity Raozy. Mipetraka lavitra ahy koa izy izay. Rehefa @ tsingerintaona nahaterahany angamba dia hindrana ny tolonkalonao aho hatolotro azy koa :)
