Commentaire à propos de VAOVAO NY TAONA
Revenir à VAOVAO NY TAONA
Ingahy (
27/01/2006 14:51)
Mitsara ny mpanoratra eto nefa mahatsapa fa mba misy tsy mety koa ny azy
Fehiny:tsy misy tongalaatra eto an-tany ka tsara ny mifananatra
Fehiny:tsy misy tongalaatra eto an-tany ka tsara ny mifananatra
Soarilala (
08/01/2012 21:12)
Vaovao izao ny taona
Ary isika moa mba ahoana?
Mbola afaka hihaona
Ihany ve sa ahoana!!!!
Ary isika moa mba ahoana?
Mbola afaka hihaona
Ihany ve sa ahoana!!!!
