Hevitra momba ny VAVAKO
Hiverina amin'ny VAVAKO
fahamarinana (
28/03/2009 13:45)
An-katerena nohon'ny hankasoparana !
An-katerena nohon'ny fitiava-tena
An-katerena nohon'ny tsy fitiavam-bola be loatra !
Marina tokoa e !
An-katerena nohon'ny fitiava-tena
An-katerena nohon'ny tsy fitiavam-bola be loatra !
Marina tokoa e !
raozigasy (
28/03/2009 23:11)
an-katerena ka tsy ekena
