Hevitra momba ny Voankazo angalarina

Hiverina amin'ny Voankazo angalarina
volana1 ( 12/07/2011 08:43)
Misaotra fa mahafinaritra ny mamaky ity tononkalo ity, hita fa be sarin-teny, samy mieritreritra izay tiany ho eritreretina ny mpmaky rehetra, misaotra Raozigasy a !
Soarilala ( 06/11/2011 19:19)
Toa tsy andry sahady ny handalovanao
Dia ho tanterahana izay tiana atao
Ka hanaram-po tokoa moa izany
Ary tsy hisy avela hiraraka amin'ny tany
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101