FANDRI-DOLO (Ravo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANDRI-DOLOAza mandany andro
handeha hanenji-dolo
fa manĂ na zaridaina
tsara voatra, tsara kolo.
fa raha vitanao izany
dia hanatona ao ireny,
tsy fotsiny hoe ny "lolomboasary"
fa hatramin'ireny manjakely.
eny, aza hitako aza moa
ka ho avy hanatona ao koa
ireo mety hampanofy ratsy
lazaintsika hoe "lolom-paty".
Ravo, André Vonjitsoa RAKOTOARIVELO
--------
Rohy:
Mpakafy:
TosakaMg
