Vaky vava (Ravo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
vaky vava

rakitra voasoratra
sa soratra voarakitra?
foana misy soratra
sa soratsora-poana?
aoka ianao hamaky
no ho vaky vava
ho solon'ny totohondry
hamaky indray ny vavan'
ireo mpiteniteny foana ...

Ravo. André Vonjitsoa RAKOTOARIVELO
--------
Rohy:
Sokajy : Literatiora - Ahy
11 1
Mpakafy: TosakaMg
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ravo
Nampiditra : TosakaMg
Daty : 30/10/2026 23:12
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1086