Hevitra momba ny Ambohitrimanjaka

Hiverina amin'ny Ambohitrimanjaka
nikopol ( 28/06/2005 13:25)
gasyjean aiza moa le Ambohitrimanjaka io fa ohatra'ny efa reako ? eny akaik'i Merikanjaka ve ? sa aiza ?

gasyjean ( 29/06/2005 12:25)
nikopo: AMBOHITRIMANJAKA dia ao amin'ny fivondronan'
AMBOHIDRATSIMO izanyhoe eny amin'ny digy mampifandray an'Iarivo sy Ivato.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0189