Hevitra momba ny Fitiavana

Hiverina amin'ny Fitiavana
josiarno ( 08/02/2005 18:31)
Fa toy ny zava-drehetra ihany ny fitiavana;teraka mba ho faty,tsara mba ho simba ary maitso mba halazo;mahasitrana ny aretina maro izy nefa mety ho poizina mamono ihany koa.....raha ataoko bango tokana...ny fitiavana dia sady ody no fanafody.JOSIARNO
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093