nofy ratsy - Jeankely Razafimamonjy
Azo vakiana?
aza miverina intsony
Fa mahatonga ahiahy
Aza miverina intsony
Avelao ho ahy ny ahy
Alina mampatahotra
Aza miverina intsony
saika hisintona ny aina
Aza miverina intsony
Efa naka anjara sahaza
Aza miverina intsony
Fa mampatahotra ny zaza
Any alina iny
Matahotra ny olona
Aza miverina intsony
Ilay alina kely fitia
Tsara endrika sy bika
Nefa toa mankahia.
Sokajy :
Ahiahy
Mombamomba
Mpanoratra : Jeankely Razafimamonjy
Nampiditra : gasyjeanDaty : 20/12/2005
Mpamangy : 2376
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
RediredyTempon'ny fo
Mila ny tia
Babonao
Hianao irery
Poezia malahelo
Iny fitiavana iny
niandry
Ho anao
¿Aiza?