AOK’IZAY (RHAd)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nahoana indrindra iky
Ray andro mionjaonja
No tohininao ny foko
Dia rafetina reo vinga
Hijofo ny fitiavako
Hamoitra fahalovana

Tsy fantatrao ‘reo lira
Miambezo anatiko ao
Fa aina ts’isy fetra
Rinambiny ao daholo
‘Reo tsiky mety hitsaika
Hamony hafaliana

Aok’izay ‘reo alona
Fandrindranao ankaso
Mpihatsy ‘rony hafarako
Fa am-poko ao
Na misy ranomaso
Tsy hampiova ny fitiavako
--------
Rohy:
1147 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RHAd
Nampiditra : Rhad
Daty : 07/06/2011 09:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0164