HATREO DIA (RHAd)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nitsongaiko hanta tsy mbola mba fimaonako
Ny rakitry ny foko
Nasakambiko an-tsoroky ny hafatra, fitariky ny nofy
Ny sabatry ny rofy
Dia tonga teo an-tsaha milenoka fitiavana
Ny sentoko nihofo
Hatreo no nitadiana sadika ho an’ny vaonako
Mantsy teo no nitolefika ny vokovokom-piainako
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - fiainana
852 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RHAd
Nampiditra : Rhad
Daty : 07/06/2011 09:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01