SEDRA (RHAd)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny ngidy itohofan’ny ory rehetra
Tontolo tsy fantatra nefa iantefana
Haizina lava tsy manana fetra
Rano mba gofina amin’ny ady mafana

Ny ratra olarin’ny andro efa lany
Ravaka mbola miendrika jaly
Fery tsy ho faty fa handry ihany
Naloatran’ny sento mba vokatr’Iomaly
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - fiainana
1705 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RHAd
Nampiditra : Rhad
Daty : 07/06/2011 09:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1812