Fitiavana ? (Rijosiana)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy mba misangyFa raha tratrany ianao dia mampamangy
Sady tsara izy no ratsy
Mety ho fanafody, nefa koa mety hamono mahafaty
Mety hitondra tsiky fifaliana
Mety hitondra tomany fijaliana
Sady mamy izy no mangidy
FITIAVANA no anarany raha sendra tsy tadidy
Anao ny safidy
--------
Rohy:
Mpakafy:
Rijosiana