Maso voan-tsakay (Rinhary na i rakoto-rakotomalala rivoniRINHARInala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny maso voan-tsakay!
Rehefa avy voany
dia izao no tsaroany:
Tsy hisy tsony re!
Na ho kely, na ho lehibe
fa soa lavo hahay mamimndra
ka fakainy indrindra indrindra
Andrao handoro indray

Rinhary, 2003
--------
Rohy:
96 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rinhary na i rakoto-rakotomalala rivoniRINHARInala
Nampiditra : Rinhary
Daty : 17/06/2024 07:08
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139