Hevitra momba ny FATRA TSY SAHALA

Hiverina amin'ny FATRA TSY SAHALA
rojosalohy ( 11/01/2012 12:42)
Misy feo tsy haiko hampanginina ao anatiko ao
Dia ilay feon'ny fitiavako anao
Fanahy iniako tsy henoina fa injao manako hatrany
Fantatro anefa ny hiafarany
Tsy maintsy fo maratra hatrany

Dia aleoko minia tsy mandre
Aleoko mampangina ilay fitia
Satria tsy ho ahy ianao tsinona
Efa an'olon-kafa hatrizay
Dia aleoko mikomy mangina irery!

Fitiavako mahantra!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097