Hevitra momba ny ... MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO! (J'en déduis que je t'aime")

Hiverina amin'ny ... MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO! (J'en déduis que je t'aime")
dd ( 02/10/2003 20:43)
tsara be re lay izy Ryana! toa maha lasa vinany araka ny tenin'i Hery ...
moi ( 03/10/2003 09:06)
'Zao ve dia tafavoaka raha tsy raiki-pitia ? Mahafinaritra.
Ryana ( 03/10/2003 10:36)
dd sy moi,
misaotra nitsidika ê!
Ryana
Solei ( 03/10/2003 23:31)
...midika fa hoe tiako ianao... tsy fantatro ilay orijinaly fa tafavoaka tsara ilay izy amin'ny teny malagasy, ohatran'ny hoe mahalaza ny ato anatiko izay tsy voateniko sy tsy ho voafehiko amin'ny teny...
...midika fa hoe tiako ianao... mahafinaritra ny mamerina an'ilay fehezan-teny.
Misaotra dia mazoto e.
Ryana ( 04/10/2003 08:09)
MIsoatra an'i Solei!
Ryana
lanto ( 05/10/2003 10:03)
Manja e ! Asa raha tsara noho io ny orijinaly! Tsy maivana nefa tena mora levonina ny teny nampiasaina. :)
hery ( 05/10/2003 10:29)
Tsara be ilay izy Ryana... mety hahavita sahala amin'i Dox ianao.
Raha io tononkalo io izany dia azo faritana ny atao hoe TIA. Dia matahotra koa aho hoe mety azo tsoahina amin'izay ny atao hoe tsy tia.
Hmmm
Ryana ( 06/10/2003 10:11)
Misaotra an'i Lanto.

Hery, raha ny hevitrao izay no arahina, rehefa tsy io ve izany dia tsy tia? Koa tsy horaharaha vé izany?
:-)
Ryana
esther ( 12/07/2004 09:00)
tsara be mety ho lasa poety malaza enao
esther
bisous
fanomezana ( 27/10/2004 12:37)
Ny mitia tokoa no tsara noho ny tiavina, tsara ilay tonokalonao, Misaotra
lapino ( 17/11/2005 02:26)
Fa tena nahavita aloha i Ryana hoe hevitra no adika dia voadika koa ny rima. Ny fiadin'ilay rima anefa mipetrapetraka tsara daholo (a-b in-4)

Hery > Inona moa fa rehefa tsy "TIA" izany dia "TSY TIA"

ozizy le bandy iray kilasy taminay izay: "Raha voafaritrao ny atao hoe fitiavana dia tsy afaka ny hitia intsony ianao"
lapino ( 17/11/2005 10:14)
Ity no tiako noho ilay an'i VOURn AZNAdala e ;)
lapino ( 17/11/2005 10:15)
Ity no tiako noho ilay an'i VOURn AZNAdala e ;)
Ryana ( 22/05/2006 06:21)
Lapino,
Mbola hafa kosa ilay "d'origine" ê! efa henonao ve ilay izy? (hira)
Ryana
BANGOTOKANA ( 31/03/2012 18:02)
Tsara e, tiako be soratra tahaka io
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0106