ny adin -tsaiko (saddam)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
fa nahoana aho na toy izaho ?fa mamely ny adin-tsaiko ,
koa mba mangataka aho re mba fafao.
ry Andriamanitra lalaiko .
TOA TSY ZAKAKO INTSONY
IZANY ADIN-TSAIKO
FA TENA MAMPITAFY GONY
KA MANGATAKA AHO RY RAIKO.
MBA FAFAO NY ADIN-TSAIKO
MISAOTRA.
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/saddam/ny-adin-tsaiko
Hevitra mandeha

bichette
(
15/02/2006 15:16)
mahereza enao fa mino aho fa efa henon'Atra ny vavakao

loloniary
(
08/03/2006 11:34)
manova zavatra ny vavaka, matoky azy mandrakariva