malahelo (saddam)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
malahelo aho satria .lasa ilay sakaiza .....
za dia tena tia ,
tsy hita ianao hoe : nakaiza
satria efa mbe pitia .
malahelo aho malahelo aho
--------
Rohy:
Hevitra mandeha

Naliy
(
20/09/2005 00:44)
mahay noho izaho ianao, tohizo