fitondrana - saddam
Azo vakiana?
ity fitondrana ity
efa norarana
ity fitondrana
fa tena mampiomehy
tsy aleo ihany ve i DIDIER
EFA NAMPOIZIKO IHANY
ny tena hiafarany
fa tsy misy mahasoa
sady manao kitoatoa
oaviana ihany re ry gasikara
vao ho farananao ilay tantara
fa tena mampiomehy
mba tsy ho lazaiko hoe:
MIVERENA IANAO RY DIDIER
Mombamomba
Mpanoratra : saddam
Nampiditra : saddamDaty : 02/10/2005
Mpamangy : 2334
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
DIA LASA IANAO.ny adin -tsaiko
malahelo