Faniriana - Sambatra
Azo vakiana?
Na faly aho na ory
Na ravo koa na tomany
Dia ho eo anilanao hatrany
Izany no mba faniriako
Sy mba fikasako
Dia ny hiara-dia aminao rahatrizay
Maharitra ety
Eny hateza ho doria
Ny fiarahantsika zary hisononoka
Ka tsy hisy tsy ho variana
Na ireo mpandalo na koa ireo izay mijery
Samy hitsiriritra ka hankafia anaty
Hilatsa-bava hoe
Endrey sambatra tokoa
Zato izy roa fa mifankatia tokoa
Hevitra mandeha
vale (12/03/2007 00:18:00)
Mombamomba
Mpanoratra : Sambatra
Nampiditra : miadanaDaty : 22/11/2003
Mpamangy : 1139
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Tso-dranoMahery ny fitia
An'i malala
Ity foko
Variana sy sondriana
Fikirizana