IMPIRY MOA? (samiir lien'ju Rafaralah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
impiry ianao nanoratra,impiry ianao namafa
impiry ianao no sitrana
impiry koa naratra
impiry ianao no lavo
impiry koa nitraka
impiry ianao nianjera
nefa ankehitriny tafatraka
...
ankehitriny efa tafa
de bobaka ny te hisisika
ankehitriny efa nanidina avo
de bobaka ireo te irisika
itsapa ny alalin'ny rano
te iaraka anakatra volana
nefa tsy tafa intsony
fa ny fony efa afa patorana
.....
dia adinoy atreo le fo mbola
hanantena
aza averina intsony,
ilay teny oe miverena
fa ny fony hono efa niova
efa nanadino
ny fahendrena mety
ndeha ny ho avy no banjino
......
tantara ihany sisa ireny
tsy afaka ho averina
fafao tao le num
fa so manelingelina
ireo souvenir
aza asina tavela
esory miaraka any
na de hoe rakitry ny ela
.....
de veloma zany,aleo tsy ho mandra pihaona
ny alehelo mantsy
resin ny tsiky eny foana.....

.....samiir lien'ju rafaralah
--------
Rohy:
988 1
Mpakafy: andrianarivelo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : samiir lien'ju Rafaralah
Nampiditra : lirah22
Daty : 05/12/2018 16:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0169