Mbola zaza angamba (samiir lien'ju Rafaralah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola kely angamba ialahy
Ka tsy nahatsapa akory
Fa ny fo anie rehefa tia
Dia matetika toa ory
...
Toa tsy hitany akory
Izay lalana hombana
Na efa tevana mideza aza
Dia iezahana iampitana
...
Ny hafatro leretsy
Dia mahaiza fetsifetsy
Saino izay hombana
Fa ndrao ialahy "dana"

......
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
924 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : samiir lien'ju Rafaralah
Nampiditra : lirah22
Daty : 25/09/2018 18:34
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156