ianao (Syrius)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ianao ilay olona iray efa manana olonkafa
ianao ilay tiako hatraminizay
no indro indray mitafa
saingy.....
fomba ahoana no inoako
fa ianao no hoe tia ahy
vonona hionona ny foko
efa vitako ny nanda
laisse par spica
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
spicatantely