You are here: home > Vetso

SOUVENIR - Tahina Fabien

Azo vakiana?

SOUVENIR

I.....No anarako
Fantatrao ny tantarako
Mba hatsiarovanao ny anarako
Dia io ny soratanako
.
Souvenir tsy mba tsara
No antolotro ho anao
Nefa kosa manambara
Ilay fitiavako vaovao
.
Souvenir,souvenir hoy ny foko velon-kira
Sora-tananao ataovy hatsiarovako anao
.
Izay ary ny teniko
Ka apetrako ny peniko
Inty misy tonon-kira
Mba hataonao SOUVENIR
.
AVAOZIKO NY ENY #AMBONDRONA

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha