03 desambra - tandry
Azo vakiana?
maro ny mivazavaza
3 desambra zao no malaza
andro izay notanana
anaovana ny fifidianana
maro ireo kandida
ravalo, ratsirahonana,lahiniriko
ka iza no hofidiko
pasitera ,sy mpandraharaha
anjaranstika no mampita
tokana ny vehivavy
olombaovao ka mety ho favy
anjaranao io ka tsy terena
ny olona itondra ty firenena
fa mahaiza mandinika lalina
fa gasikara mbola andavaka lalina
ndrao diso fiantefa
vao maika isika mirefarefa
teny no atsipy hoany manampanahy
olona mananjo ka mifidiana zala
ianareo vehivavy mandeana mifidy
3 desambra efao ny adidy
tandry:mpanoratra (andry thierry eric)lot VM 26 ter ampamantanana androndra antananarivo 102 ) telephone 0331425811 na 0324354662
Mombamomba
Mpanoratra : tandry
Nampiditra : tandryDaty : 07/11/2006
Mpamangy : 1767
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
lalainalalaina
JONO
AVY AO AM-PO
TSY NAMPOIZIKO
olondroa
TANDRA