JONO - tandry
Indray takariva nandrahona
Taitra ity sahona
Fa tana-mangeja
Farango mandratra
mamely ny tratra
Niala tsy fidiny tao an-kamory
nandositra ireo namana niara nivory
amalo-masiaka no nihantana
vonjeo re ry kaky fa tena mafana
indrisy fa revo nandrapaka izy
ka voafintana mora rankizy .
tandry
Sokajy :
Politika
Mombamomba
Mpanoratra : tandry
Nampiditra : tandryDaty : 08/11/2006
Mpamangy : 1827
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
lalainalalaina
03 desambra
AVY AO AM-PO
TSY NAMPOIZIKO
olondroa
TANDRA