Hevitra momba ny SENTO HAFAHAFA

Hiverina amin'ny SENTO HAFAHAFA
kiriah ( 06/03/2012 13:16)
Totyjim zay !!!!! raha tsy IZY tsy mahavoaka tononkalo hoatr' izao . MISAOTRA e!
totyjim ( 06/03/2012 14:30)
Mankasitraka e!enao no tena isaorana Ranabavy Kiria,tsy vitan'ny mahay miasa soratra fa mbola manokam-potoana hamakiana ny asa soratry ny hafa.Samy ho ela velona isika rehetra e!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0109