Hevitra momba ny Ho azy
Hiverina amin'ny Ho azy
Oully (
25/10/2004 09:43)
Euhhh!!! Amen!!!
bichette (
25/10/2004 10:12)
mmmmmmmm !!!!!!
andriary (
25/10/2004 11:45)
tsy mahateny daholo izay mamaky ity tonokalonao ity rahery a!Inoako marimarina fa hain'i nyeja ny mamaly azy ity fa efa namaly tonokalo iray toy ity izy"mila mankany ianao"!misaotra e!
bichette (
25/10/2004 16:23)
hery a ! marina io voalazan'i namana io
hery (
26/10/2004 09:31)
:) efa tany fa mbola tsy mety ihany izy dia aleo enao no afarana
bichette (
26/10/2004 13:14)
azôvy tsy mety ?
bogosssy (
26/10/2004 15:25)
tsy dia m'lay io!!!!
Oully (
27/10/2004 10:21)
Ny fahitako azy dia tsy mbola tafakatra akory ity vavaka ity dia efa nivaly sahady.
bichette (
29/10/2004 10:29)
rehefa avy namaky indray ilay tononkalo aho dia omeko isa 5 ianao. voaray. Biz
hery (
31/08/2005 00:57)
oully> tsy vavaka ilay izy kah... fa hafatra ho an'olona
ANARIM (
07/06/2006 09:15)
lalina beeeeee!
hery (
08/06/2006 10:43)
Misaotra an'ilay nanaiky hiankinany fa hitako fa efa sambatra izy...
ANARIM (
01/02/2007 14:04)
sento kely androany, dia miangavy azy toa an\'i hery...
