Hevitra momba ny Hanina ny akany
Hiverina amin'ny Hanina ny akany
vetsoko (
21/01/2005 13:34)
eeeehhhh!,hotanteraka amintsika tokoa anie izany ry se a!ary isika sy se mitovy situation angamba,aza atsahatra ny kalo e!
ravaomanahirana (
25/01/2005 22:06)
marina izany , toa mitovy fanembonana isika ,manana ankany hitodiana
sy ireo havan-tiana
embonembona any ho any
alahelo ilay ankany
mazotoa manoratra fa mampamaivana adin-tsaina sy manpitony ny fo!!
sy ireo havan-tiana
embonembona any ho any
alahelo ilay ankany
mazotoa manoratra fa mampamaivana adin-tsaina sy manpitony ny fo!!
