Hevitra momba ny Izao atao(ho fampaherezana an'i hasina heritiana)

Hiverina amin'ny Izao atao(ho fampaherezana an'i hasina heritiana)
yonikafopl ( 15/12/2004 21:59)
hummmmm
misaotra an'i Tsoa nampahery,
ny hoe hosoloina kalou, mety ho azo atao ihany, fa ilay hoe halevina any @ lalina toa tsy ho vita satria tsy nisy ratsy nifanaovana ange fa noho ilay antony iray mafonja no mandrara ilay fitiavana tsy hivelatra e!!
Fa misaotra noho ny toro hevitrao.
vetsoko ( 21/01/2005 13:28)
mahereza ary e!izay koa ilay izy vao tena fitiavana e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093