IZY (Vetsomamiratra (Tsiry Todisoa))

Nantsain'i hery
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mamiko anie izy izay!
Tokako lalaiko, sady sombin’ny aiko,
Fitiavako mandrakizay!

Izy no hany antom-pisiko;
Hasambarako eto an-tany, tsy mety lany mamy!
Ilay fotom-pifaliako;

Vetsomamiratra (Tsiry Todisoa)
--------
Rohy:
198 1
Mpakafy: vetsomamiratra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Vetsomamiratra (Tsiry Todisoa)
Nampiditra : vetsomamiratra
Daty : 18/01/2024 06:35
Antsantononkalo
Nantsain'i hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0707