Hevitra momba ny RESA-PESIBOKY

Hiverina amin'ny RESA-PESIBOKY
raims randriamalala ( 22/02/2020 09:36)
miezaka kely ianao dia tafavoaka!
fanitsina kely: ny hoe anahoana SOLOY HOE anao ahaona?
raims randriamalala ( 24/02/2020 14:51)
izao mihitsy ary marina dia marina ity tononkalonao ity, mankasitraka e! tsara fa tohizo misaotra o!!! :)
sandra03 ( 25/02/2020 09:35)
misaotra indrindra!!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0102