You are here: home > Vetso

Alan’orana - YRomy RAVELO

Azo vakiana?

****Alan’orana******
Malama maina ny tany
Ka sarotra aleha hatrany,
Mamisimpisina ny andro
Manerika toa maloka.
Misy feo re heny anala
Manakoako,toa tsy re,
Mikirintsona feo mafatifaty,
Dia ny ravin’ala sy orana miady,
Tsy tian-kijanona ho re ety an-tany,
Nefa indrisy mantsy mankaleo
Fa DIBO-DRANO NY AO ANTANANA.
            YRomy RAVELO

Sokajy : Tontolo iainana

Mombamomba

Mpanoratra : YRomy RAVELO


Nampiditra : yRomy RAVELO
Daty : 04/03/2021
Mpamangy : 109
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

TSIKY IRAY
*******Baraingo***** Manj
MIANGAVY FITIA