Hevitra momba ny Ho an'ny namana vetso serasera rehetra

Hiverina amin'ny Ho an'ny namana vetso serasera rehetra
tojoninofy ( 16/06/2015 16:28)
Aza resy tsy miady
raha mbola mitady
fa misy any ho any
tsy lavitra izany
fa akaiky eo ihany
mahereza razoky a!
z'andrygasy ( 16/06/2015 17:55)
Misaotra betsaka rahalahy, havana tokoa nareo e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009