(zaza vaomaly)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
" Ô RY LAHATRA ..."
O! ry lahatra oo!!
miangavy anao a re??
ataovy anjarako iny...

O! ry lahatra oo!!
ry vintana sy tendry
hapio re zahay
mba hotanteraka nenay

O! ry lahatra oo!!
ry kitana fiandry
anjara-vintako iny
ry hery tsihita maso
fatatrao ny tajonay ho tafa
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
829 1
Mpakafy: kaïra51
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : zaza vaomaly
Nampiditra : sedra fitia lavorary
Daty : 16/10/2016 18:43
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084