MBA LAZAO HO AZY (zaza vaomaly)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
" MBA LAZAO HO AZY.."
Mba lazao ho azy...
ny zavatra nataony
apodiano ho azy ko...
ireo zavatra fanaony
Mba abarao aminy...
ny dika ny fitia
Apafataro azy...
ny foba rehafa tia
tatarao ...
fa ny fitia tsy kilalao
lazao azy...ny fetra ny fitia
sao adinonao..
Ny fitia hoe toy ny ketsa
ity ny tena farany...
lazao;tatarao;abarao ...
fa " NY FITIA TSY MBA HETRA"
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana - Fitiavana
959 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : zaza vaomaly
Nampiditra : sedra fitia lavorary
Daty : 29/12/2016 19:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135