HOFAHATSIAROVANA AHY... (zaza vaomaly)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
"HOFAHATSIAROVANA AHY..."
hofatsiarovana ahy...
apetraka eto androhany
ny diam-penin' ny fanahy
manoboka androany

hofatsiarovana ahy...
ilay mamerina tsiahy
itondra nofy
hamelobelona aina

hofatsiarovana ahy...
hamatarany ahy
ny kato zay ataoko
vetsony ny fanahy vaomaly
--------
Rohy:
Sokajy : manokana
938 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : zaza vaomaly
Nampiditra : sedra fitia lavorary
Daty : 16/10/2016 03:23
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091