Commentaire à propos de omenao ahy hoe ny lanitra???
Revenir à omenao ahy hoe ny lanitra???
zazah15 (
03/07/2014 08:57)
...ny soratrao sakaiza
dia indro namoha ainga,
ainga hafa noho ny anao!
...omenao ahy hoe ny lanitra???
O, avo ny lanitra ka tsy takatro!!!
dia indro namoha ainga,
ainga hafa noho ny anao!
...omenao ahy hoe ny lanitra???
O, avo ny lanitra ka tsy takatro!!!
hery (
27/04/2019 17:30)
Ankoatry ny oroka kosa ilay lanitra :-)
