Hevitra momba ny FA NA AZOKO AZA MANTSY...

Hiverina amin'ny FA NA AZOKO AZA MANTSY...
tsikikely ( 20/08/2008 11:21)
Mbola tsy adala ianao fa ao anaty fisaonana, loary daholo ny ao am-po dia maniry tononkalom-pitiavana hoatra ny lohataona amin'ny manaraka. Mankasitraka !
Rajordri ( 21/08/2008 21:14)
Andriamanitra angamba ity resahina eto ity.
tsikikely ( 22/08/2008 14:16)
Raha Andriamanitra no resahina, efa nomeny ny Zanany hamonjy ahy sy Ianao ka tsy dia mahavaka ahy ny foto-kevitry ny asa soaratrao.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095