Hevitra momba ny INY VADIKO INY

Hiverina amin'ny INY VADIKO INY
Azrael666 ( 5 andro lasa)
Izahay mivady: mahafotsy raha mitoto,
Fa laona sy fanoto...
hery ( 5 andro lasa)
Azrael666> :-D
ikalamako ( 5 andro lasa)
nihahaha, letia e, raha mba kalma ary i Azrael666
Azrael666 ( 2 andro lasa)
Hihi... Hery! mba mitsikitsiky kely ndraindray. Ikalamako! Kalma tsika fa mba inspiraka niserana iny...
Azrael666 ( 2 andro lasa)
Merci an'i Nofenoina Natiora Nitsimoka, fa mba samy namoaka kely ny "tsiambararoa" madinidinikany daholo "izahay mivady".
NofenoinaNatiora ( 21 ora lasa)
Tsy azoko ilay hoe "Izahay Mivady" r'ingahy Azrael666,ainga hoan'ny Vadiko io fa tsy hoan'ise
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222