Inséré par : Hitlerbeofo
Date : 25/02/2016 12:12
Visite : 1517
Poèmes: 7 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Hitler Beofo

Izy no mpanoratra antsona hoe :Hitler Beofo .Nianatra tany amny toerana antsona hoe andapa izy fony izy vao nampidirina nianatra .sekoly tsy miankina antsona hoe: la lumière no nianarany voalohany .Rehefa afaka bepc izy dia nianatra tany amny Lycée mixte izy. Anisany mpankafy malagasy izy fony mbola tany amny lycée ka amn'izao dia tsy itsahatra ny tanany hanoratra hoany tanindrazany ka manasa anao amaky sy handinika ny hevitrin'ny tononkalony
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/hitler-beofo
Derniers commentaires
Hitlerbeofo ( 25/02/2016 12:17)
Vidiko lafo
ka ambidiko mora
Ianao no mpandafo,
izaho lay olon-tsora ........ Fantaro ny tiany mpanoratra ambara

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144