MASOANDRO MODY (Fandeferantsoa julien)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Masoandro mody
Ny fiainantsika ety
Rovina vao ho tody
Ery akotra ery

Miazakazaka aokizany
Ny fiainana eto antany
Rahovina vao ho tody
Ilay masoandro mody

Tsy misy fiatsarany
Ny tontolo hita maso
Tsy maintsy misy fiafarany
Fa endraso endraso
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
938 0
Commentaires
raims randriamalala ( 18/12/2018 14:09)
miarahaba an'i Julien, mafinaritra ilay fitiavanao manoratra, fa indro kely fotsiny, ny lafin'ny tsipelin-teny mbola mila ezaka be, somary mamakia boky tononkalo dia mazotoa ary manoràta foana e
raims randriamalala ( 18/12/2018 14:12)
ireto no teny ahitsiko amin'io sangan'asanao io:
rovina, rahovina : rahoviana ---- akotra : ankoatra --- antany : an-tany --- endraso : andraso --- miazakazaka : mihazakazaka
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fandeferantsoa julien
Inséré par : fandeferantsoajulien
Date : 17/12/2018 19:09
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129