Tsapanao izany (Hitler Beofo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsapanao fa gasy ianao
Tsapanao kao fa manankarena ny razanao
Olona mitovy Ra izaho sy enao
Na anarana Rabe na Rajao

Tsapanao fa mpiara mandeha isika
Tsapanao ko fa gasikara ny fiavian-tsika
Gasy razabe velona ireny niarahan'tsika nahita
Gasy izaho ianao tsy odian-tsihita

Tsapanao fa tsy nambolena izany
Tsapanao koa fa tsy vohova ny loko
Madagasikara eo ihany
Refetany valo ambin'folo foko

Tsapako ny fahatsarany gasy
Tsapanao koa fa avo ny lanjany
Na dia levonin'ireo pohabasy
Asandatsika avo fona ny lanjany

Tsapao fa gasy isika manana ny maha izy azy
--------
Lien:
Catégorie : Tafa
1255 1
Fans: Hitlerbeofo
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133