Nampiditra : fredikelli.com
Daty : 22/12/2018 08:47
Nijery : 1228
Tononkalo: 4 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Fredi

Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/fredi
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany
raims randriamalala ( 28/02/2019 15:20)
mendrika ho an'i literatiora sy riba malagasy va re ny tononkalo tahaka izao :

RØzâh babonao zaho malala ny fitiavako anao mafana fa tsy mety mamanalah, na maro ny tsara enao hafa iany, tokana nambabo ny foko atrizay To love my cher mon amour!!

Ra manalavitra ahy enao de zaho otrany adala, fa ra eto anilako enao dia zaho tôh falifaly ity tononkalo natokako ohanao de ny ato apoko tsisy hafatry enao....

Chr tsy andriko ze andro angalako vanao ho vady nefa aza elah fa zaho sasa miandry, na maro ny manadala ahy aty de ny foko efa mihidy rojo vy, enao mandraka ato mandrakizay.......


Malala ah ? tôh tadidiko fona leh teninao manao hoe zaho lesy chr mba alaivo, eh!!! ra mba nana elatra de nanidina teo amin'leh fefy vy be
malala ah!! tsy foko enao Tiko RØzâh

MARO LOATRA NY TENY TSY DIA AZO AMPIASAINA ATO : TOY NY HOE : " To love my cher mon amour". sy ny hoe "Tôh", "chr", TSARA ANGAMBA RAHA OMENA TORO-HEVITRA SY FAMPIANARANA TSARA ITY OLONA ITY. RAHA TAHINY MOA IZY KA TSY VONONA NY HANAJA NY TSIPELINA DIA ANDRAISANA FEPETRA KOSA, AVERIKO IHANY MARO NY OLONA MAMAKY IREO KARAZAN-TONONKALO ATO KA IZANY INDRINDRA NO HANAJANA NY FITSIPIKY NY TSIPELINA, MIALATSINY RAHA MASIAKA FA NY MPANORATRA DIA FITARATRA SY MPANABE.
"NY TENY NO HAJA NY TENA", "NY TENY NO HASIN'NY TANY",
KA NOHO IZANY MASINA NY TANINDRAZAKO, MASINA NY TENINDRAZAKO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139