You are here: home > Vetso

aladin

Rado no anarako !de faly aho mizara ny aigam-panahiko sy izay tsara ato amiko aminareo namana.De mankafiza ary e!Nefa ataovy toy ny voankazo an'ala ka ny mamy hatelemo fa ny mangidy kosa ... efa fantatrao e!

Hevitra mandeha

nyeja (27/07/2004 09:50:44)

eny ary e tena ny mamy atelina dia ny ratsy ariana kanefa dia aho aloha, dia mahita fa aingam-panahy tsara avokoa ka dia aleo atelina fa tsy misy ariana sa ahoana
mankasitraka hatrany zany ry aladin a dia faly mahafantatra anao ny tenako
Ny Eja

Malalason (08/09/2006 13:46:41)

ny fisaorana hono toy ny fary lava vany ka tsy mety lany hamamiana ka averina fônafôna hoe "Misoatra indrindra e" fa notoloranareo anay ny tsara sy ny kanto indrindra ka dia mbola fisaorana hatrany no atolotra ...

razanatsitohaina (09/10/2017 15:20:17)

Tena miakatra mintsy ny aingapanahiko mamaky ireo asatananao, tsisy ratsy ireo, izany hoe mamy aby zany e! Ka dia tohizo fa tsara ny vitanareo! Mankasitraka e!

Hametraka hevitra

Midira aloha