You are here: home > Vetso

Skual

Anarana:Rakotonirina
Fanampiny:Mamy Thierry
Teraka tamin'ny 23 febroary 1993 tao Namontana
Nianatra tao amin'ny collège sainte chantal soanierana hatramin'ny kilasy 3em
ary nanohy tao amin'ny lycée moderne d'Ampefiloha hatramin'ny kilasy famaranana
ankehitriny dia mianatra ao amin'ny Université privé de Madagascar,sampana fifandraisana. Ankoatran'ny fanoratana tononkalo dia anisan'ny ahafantarana azy koa ny fiangaliana mozika rap

Hevitra mandeha

Skual.R (10/06/2013 16:27:54)

Tsy manery ny aingam-panahy aho fa teren'ny aingam-panahy

raozigasy (10/06/2013 23:11:38)

misy afaka hifanoratana aminao ve ?

Hametraka hevitra

Midira aloha