You are here: home > Vetso

iny alina iny - fitiavana

iny alina iny ...
no lasa ilay vahiny
nagalatra ny foko

andro vitsivitsy
resiny ny foko
dia lasa izy indrisy
ny anarany nantsoiko

fa ... tsy nierika ankory
namela ahy ho ory
nalainy avokoa
ny tena soa tokoa
dia ilay fitiavako

iny alina iny
tsy maintsy handeha hono izy
fa miandry ilay malalany
miandry ny fitiavany

dia izaho nagasihasy irery
miherikerika mijery
sao hiverina izy
sa tsy hiverina intsony
efa an'olona ny fony

mandefera ry fitiavako
mitonia izany foko!!!







Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : fitiavana

Nampiditra : fitiavana
Daty : 05/03/2006
Mpamangy : 1146
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

Rehefa tia ...
Izy
sambatr'aho
voary
misaotra anao malala
sombin'aiko

Hevitra mandeha

tandrifi (15/06/2006 12:31:32)

mahonena e!

Hametraka hevitra

Midira aloha